Aiza Izy Izay

Mireille

Continúa después del anuncio
Tono:
Bm A G F#m Bm [Verse 1]
Bm A G F#m Bm Aiza izy izay no tsy hita eto intsony
Bm A Lasa lavitra angaha
G F#m Bm Tsy tazako eto intsony
Bm A G Ny ahitra ao andrefan-tanàna any a
F#m Bm Niarahanay nanala
Bm A G Ny rindrina lelafin’ny orana
F#m Bm Tsy haharitra ny taona [Chorus]:
Bm A D A ô ô ô modia modia
G F#m Bm F’efa hariva anie izany andro
Bm A D A ô ô ô modia modia
G F#m Bm Miandry anie ny ao an-tanàna
Continúa después del anuncio
[Verse 2]
Bm A G F#m Bm Aiza izy izay no tsy hita eto intsony
Bm A Lasa lavitra angaha
G F#m Bm Tsy tazako eto intsony
Bm A G Ny varavarankely ery ambony
F#m Bm Miempaka toa hiala
Bm A G Ny orana mandady ny rindrina
F#m Bm Mamaritra tomany [Chorus]:
Bm A D A ô ô ô modia modia
G F#m Bm F’efa hariva anie izany andro
Bm A D A ô ô ô modia modia
G F#m Bm Miandry anie ny ao an-tanàna [Verse 3]
Bm A G F#m Bm Aiza izy izay no tsy hita eto intsony
Bm A Lasa lavitra angaha
G F#m Bm Tsy tazako eto intsony
Bm A G Ery an-dohasaha lonaka
F#m Bm Mba lasa saina ihany
Bm A Manjohy miakatr’ iny havoana iny aho
G e
F#m Bm Tsy hita izay hantsoina [Chorus]:
Bm A D A ô ô ô modia modia
G F#m Bm F’efa hariva anie izany andro
Bm A D A ô ô ô modia modia
G F#m Bm Miandry anie ny ao an-tanàna [Otro]
Bm A G F#m Bm Aiza izy izay no tsy hita eto intsony
Información de la canción

Composición:

¿Los datos están equivocados?

Enviar revisión