Aza Avelanao

Y-Zit

    Continúa después del anuncio

    Ny tenako aty fa ny saiko mbola any
    Mola mahatsiaro anao tsy te anadino anao
    Maso mikipy tsy te ahita ilay loko
    Te hijery anao mbola mahatadidy anao

    Continúa después del anuncio

    Mety ho resy ny andro
    Fa ny tena tsy handady
    Satria mbola misy miandry
    Any lavitra any
    Tsy maintsy miverina
    Fa miandry ilay fandriana mafana
    Eo akaikinao
    Aza avelanao irery aho
    Na izay eritreritra kaly
    Natokana ho antsika
    Aza avelanao mody aho
    Raha tsy mitondran'ilay masoandro
    Natokana ho anao
    Aza avelanao homody ôôô
    Raha mafy ny ady ka
    Miandry izany zany ahoana?
    Ny foko tsy te hitalaho
    Satria mbola misy anao
    Masoandro nokendreko
    Ny alahelo manery
    Mitady ny herinao ao anatiko ao
    Tsy adalana ity fo
    Na rediredy ny loha
    No nandaozako anao mbola tia
    Fa nahatsiaro ireo
    Ka raiso an-tanan-droa
    Fa mitady anjara masoandro

    Información de la canción

    Composición: Ighor Rodríguez

    ¿Los datos están equivocados?

    Enviar revisión